| Teny iditra | zavona | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1] | |||||||
| Mist, fog [1.7] | |||||||
| Brouillard [1.3, 1.8] | |||||||
| Brume [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |
|