| Teny iditra | manjeha > manjehy (zehy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandrefy amin' ny zehy: Manjehy ny sakan-tenona Maminavina, mametra, mamaritra, mamangitra: Aza manjehy ny andro ho lava è! [1.1] | |||||||||
| To measure by spanning with the hand [1.7] | |||||||||
| Mesurer par empans [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
|
|