|
|
|
|

Teny iditra manjera (zera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandavo, manadaboka, mamotraka: Nisy nanjera ilay tavim-boninkazo teto ka vaky terý
Mamarina, manary: Iza aminareo no nanjera ny satroko tany anaty rano? [1.1]
 To throw down ; to beat [1.7]
 Jeter à terre; battre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjera
Ny lasa : nanjera
Ny hoavy : hanjera
Filaza mandidy : manjerà

Teny iditra manjerà (zera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjera [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20