|
|
|
|

Teny iditra man (zo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahazo, mihatra amy...: tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any
Enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin' olona iray, fahafatesan-kavana: mana-manjo [1.1]
 To befall, to happen to someone [1.7]
 Frapper (se dit d'un malheur) [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjo
Ny lasa : nanjo
Ny hoavy : hanjo
Teny nalaina 

Teny iditra manjo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] mikendry [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/19