| Teny iditra | manjokaiky (jokaiky) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1] | |||||||
| Ohatra | Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mijokaiky | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|