|
|
|
|

Teny iditra mijokaiky (jokaiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijokaiky
Ny lasa : nijokaiky
Ny hoavy : hijokaiky
Filaza mandidy : mijokaike
Tovy hevitra manjokaiky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20