|
|
|
|

Teny iditra manjoko (joko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [1.1]
Ohatra Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjoko
Ny lasa : nanjoko
Ny hoavy : hanjoko
Filaza mandidy : manjokoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09