|
|
|
|

Teny iditra mankadilo (dilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny voasarimakirana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankadilo
Ny lasa : nankadilo
Ny hoavy : hankadilo
Tovy hevitra mahadilo ~ mampadilo

Teny iditra mankadilo (dilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Provincial] To punish, to make repent [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankadilo
Ny lasa : nankadilo
Ny hoavy : hankadilo

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10