|
|
|
|

Teny iditra mankaloza (loza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy
Mahatonga hasiaka, mankasiaka: Aza mankaloza ny alika fa laniny eo fanais [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankaloza
Ny lasa : nankaloza
Ny hoavy : hankaloza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20