| Teny iditra | mankamasina (masina (hasina)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mahamasina ~ manamasina | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|