| Teny iditra |
manamasina
(masina (hasina))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamasina ny sampy [1.1]
|
| | To consecrate; to make holy [1.7]
|
| | Sanctifier [1.3, 1.107]
|
| | Consacrer [1.3, 1.8]
|
| | Bénir, adorer, honorer [1.3]
|
| | S'appuyer sur [1.3]
|
| | Rendre saint [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manamasina |
| Ny lasa : |
nanamasina |
| Ny hoavy : |
hanamasina |
| Filaza mandidy : |
manamasìna |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
manamasìna
(masina (hasina))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamasina
|
| | [1.3]
|
|