| Teny iditra | mankarary (rary) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mahatonga tsy ho salama, manome aretina: Nankarary azy ilay voankazo monta nohaniny Mampalahelo, manindrona: Nankarary azy ny teninao [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|