|
|
|
|

Teny iditra manoantoana (toantoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy mahazo teny, manao kitoatoa: Ity zaza ity koa manoantoana [1.1]
 Se méprendre, parler au hasard, agir au hasard [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoantoana
Ny lasa : nanoantoana
Ny hoavy : hanoantoana
Tovy hevitra mitoantoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20