|
|
|
|

Teny iditra mitoantoana (toantoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy mahazo teny, manao kitoatoa: Ity zaza ity koa mitoantoana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitoantoana
Ny lasa : nitoantoana
Ny hoavy : hitoantoana
Tovy hevitra manoantoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05