|
|
|
|

Teny iditra manobatoba (tobatoba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manetsiketsika (rano), manakobana, manatobaka
Mandanilany foana, midodadoda: Aza manobatoba re, rankizy, fa mba mitsinjova ny vodiandro ho merika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manobatoba
Ny lasa : nanobatoba
Ny hoavy : hanobatoba
Filaza mandidy : manobato

Teny iditra manobatobà (tobatoba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manobatoba [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20