|
|
|
|

Teny iditra manoditra (hoditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanala] [ mañoditra ] Mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty) [1.78]
  [Tanosy] Manala hoditra, mamaofy [1.78]
 Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby
Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato
Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra
Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona [1.1]
 To skin, to peel [1.7]
 écorcher, éplucher [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoditra
Ny lasa : nanoditra
Ny hoavy : hanoditra
Filaza mandidy : manodira

Teny iditra manoditra (toditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoditra
Ny lasa : nanoditra
Ny hoavy : hanoditra
Filaza mandidy : manodira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20