|
|
|
|

Teny iditra manofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [1.1]
 To rent, to pay rent for [1.7]
 Louer, payer un loyer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manofa
Ny lasa : nanofa
Ny hoavy : hanofa
Filaza mandidy : manofà

Teny iditra manofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [1.1]

Teny iditra manofà (hofa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manofa [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10