|
|
|
|

Teny iditra manofana (ofana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To temper, to harden. [1.2]
 To temper steel; to harden [1.7]
 Tremper l'acier; durcir [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manofana
Ny lasa : nanofana
Ny hoavy : hanofana
Filaza mandidy : manofàna

Teny iditra manofana (ofana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamolavola mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny takin' ny fandrosoana entin' ny toetr' andro [1.1]
 To train people [1.7]
 Former des gens capables [1.8]
Ohatra ahitana tombony kokoa ny manofana ny tantsaha sy ny mpiompy izay efa mahatratra ny telo ampahefatry ny mponina ankehitriny toy izay mbola hampitombo indray ny isany. [4.27]

Teny iditra manofàna (ofana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manofana [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10