| Teny iditra | manohona (ohona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mambomba eo ambany elatra: Manohona ny zanany ao ambany elany ny reniakoho Mamihina eo an-tratra: Manohona ny zanany Rasoa [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manohòna (ohona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana manohona | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |
|