|
|
|
|

Teny iditra manokana (tokana)
Sokajin-teny mpamaritra
 Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1]
 Tsy iraisana amin'ny hafa [1.13]
 Propre; particulier [1.13]
Ohatra 
1Misy menaka fanosotra manokana ihany koa. [2.424]
2Fahanana sakafo voamboatra manokana izy hitombo haingana. [2.117]
3Fa nony efa lehibebe aho dia nanana filanjana ahy manokana. [2.643]

Teny iditra manokana (tokana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera
Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manokana
Ny lasa : nanokana
Ny hoavy : hanokana
Filaza mandidy : manokàna

Teny iditra manokàna (tokana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manokana [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/26