| Teny iditra |
manolaka
(tolaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [1.1]
|
| | To quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manolaka |
| Ny lasa : |
nanolaka |
| Ny hoavy : |
hanolaka |
| Filaza mandidy : |
manolaha |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
manolaka
(tolaka)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | (teny tranainy) Enti-milaza olona manoto vintana [1.1]
|
|
| Teny iditra |
manôlaka
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bezanozano]
Manary zaza [1.78]
|
|
| Teny iditra |
manolaka
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka, Tambahoaka]
Mamosavy [1.78]
|
|