| Teny iditra | tolaka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mihodina, avily, ahodina ho any an-kafa. [1.1] | ||
| Qui tourne sur ses gonds; se dit de la porte Qu'on a trompé par des détours, accusé à la place du coupable, vaincu par des sorts dans l'épreuve du tanguin [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tolaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka, Tambahoaka] mosavy [1.78] | ||
| Teny iditra | tolaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Avily amin'ny toeran-kafa [1.13] | ||
| Dérivation [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |
|