|
|
|
|

Teny iditra manolana (olana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manodin-javatra ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Manolan-damba
Mamoritra: Manolam-pary [1.1]
 To twist rope [1.2]
 To twist, to complicate [1.7]
 Tordre, rendre compliqué [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manolana
Ny lasa : nanolana
Ny hoavy : hanolana
Filaza mandidy : manolàna

Teny iditra mañolana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] Maka vehivavy amin-kery [1.78]
  [Sihanaka] Maka vehivavy anterisetra [1.78]

Teny iditra manolàna (olana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manolana [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20