| Teny iditra | manolatra (solatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manilaka, mampikipaka, mampiempaka: Nanolatra ny hodiny fotsiny ny vato [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manolatra (holatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Se cicatriser [1.5] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|