| Teny iditra | solatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tany mandry soroka, misolampilampy Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala [1.1] | ||
| Ohatra | Sady tamin'izay dia nikodingidingy nidina ny solatra izy.
[2.895] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | solatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tifitra [1.1] | ||
| Teny iditra | solatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| (toute l'île, mais le tra final est souvent élidé). Cossettes, tubercules coupés en cossettes [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |
|