|
|
|
|

Teny iditra manomba (omba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandrakotra misakobona amin' ny lamba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho
Miaro: Manomba antsika ny fitahian' Andriamanitra [1.1]
 To cover, to wrap; in the provinces it means to strip off a person's clothes, or to insult by indecent language. [1.2]
 To cover, to protect [1.7]
 Couvrir; protéger [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manomba
Ny lasa : nanomba
Ny hoavy : hanomba
Filaza mandidy : manombà
Tovy hevitra mambomba

Teny iditra mañomba
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Manampy, mifanampy samy matanjaka [1.78]

Teny iditra mañomba
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] Mandoa [1.78]


Teny iditra manombà (omba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manomba [Fitanisana]
  [1.1]

Teny iditra Manomba (manomba)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.3166667, 45.0833333
-17.8833333, 44.0166667
Haianarantany manomba

Teny iditra Manomba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Petit fleuve de la sous-préfecture de Maintirano ... Il reçoit sur sa rive droite la Marifilaly [1.11]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20