|
|
|
|

Teny iditra manombantombana (tombantombana (tombana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Jereo fanombantombanana [1.13]
 Estimer, évaluer, sommairement [1.13]
Ohatra manombantombana ny bika aman'endriny. [2.313]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manombantombana
Ny lasa : nanombantombana
Ny hoavy : hanombantombana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20