| Teny iditra | manongona (songona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | misongona | ||||||||
| Teny iditra | manongòna (songona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|