Teny iditra | manongotra (ongotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko [1.1] | ||||||||
Manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To pluck up by the roots. [1.2] | ||||||||
To pull up by the roots [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arracher, déraciner [1.8] | ||||||||
Arracher [1.13] | |||||||||
Ohatra | Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Sary |
| ||||||||
Teny iditra | manongotra (tongotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandray amin' ny tongotra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Saisir par le pied [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |
![]() |