| Teny iditra |
manonta
(tonta)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Maniera Manao printy: Manonta boky Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay manonta biriky tsara Rabe. [1.1]
|
| | To stamp; to press down on; to print [1.7]
|
| | Frapper ou battre avec quelque chose; imprimer [1.8]
|
| Ohatra | Ny mihady volamena, sy volafotsy, sy diamondra, sy ny manonta vola, dia atao gadralava 20 taona.
[1.123]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manonta |
| Ny lasa : |
nanonta |
| Ny hoavy : |
hanonta |
| Filaza mandidy : |
manontà |
|
|
| Teny iditra |
manontà
(tonta)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonta
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|