|
|
|
|

Teny iditra manontsana (hontsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manakorian-drano ao anaty zavatra, manetsiketsika rano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Manontsàna vava isa-maraina [1.1]
 To rinse by shaking; to shake the bottle before using [1.7]
 Rincer en secouant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manontsana
Ny lasa : nanontsana
Ny hoavy : hanontsana
Filaza mandidy : manontsàna

Teny iditra manontsàna (hontsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manontsana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra Manontsàna vava isa-maraina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20