| Teny iditra | manopy maso | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manopy, maso | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mijery | |
| Ohatra | Amin'izany andro izany dia manopy maso hianao, mankany amin'ny fitahirizam-piadiana ao an-dapan'ny ala,
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13 |
|