| Teny iditra |
manorana
(torana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manorana |
| Ny lasa : |
nanorana |
| Ny hoavy : |
hanorana |
| Filaza mandidy : |
manoràna |
|
|
| Teny iditra |
manorana
(orana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
[ mañoraña ] Avy orana, manorana [1.78]
|
| | Misy orana [1.1]
|
| | [Provincial]
To rain [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manorana |
| Ny lasa : |
nanorana |
| Ny hoavy : |
hanorana |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
manorana
(orana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy) [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manorana |
| Ny lasa : |
nanorana |
| Ny hoavy : |
hanorana |
| Filaza mandidy : |
manoràna |
|
|
| Teny iditra |
manoràna
(torana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|
| Teny iditra |
manoràna
(orana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|