| Teny iditra |
manorisory
(sorisory (sory))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1]
|
| | To vex, to chagrin [1.7]
|
| | Vexer, agacer [1.8]
|
| Ohatra | Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy.
[2.5]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manorisory |
| Ny lasa : |
nanorisory |
| Ny hoavy : |
hanorisory |
| Filaza mandidy : |
manorisoria |
|
|