| Teny iditra | manosy (hosy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanala] [ mañosy ] Mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [1.78] | |||||||||
| Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona Mambabo fananana [1.1] | |||||||||
| To trample the mud in ricefields [1.7] | |||||||||
| Piétiner, tremper dans Manquer d'égards Spolier, confisquer [1.3] | |||||||||
| Piétiner les rizières [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mañose | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/12/06 |
|