|
|
|
|

Teny iditra manota (ota)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory
Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady [1.1]
 To transgress, to deviate from the line to sin [1.7]
 Violer, transgresser, pécher [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manota
Ny lasa : nanota
Ny hoavy : hanota
Filaza mandidy : manotà

Teny iditra mañota
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Manao ankery, mandrivatsy [1.78]

Teny iditra manotà (ota)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manota [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11