| Teny iditra | manotraka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao [1.1] | ||
| Ohatra | Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |
|