| Teny iditra | manotrika (otrika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka [1.1] | |||||||||
| Mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka Mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy [1.13] | |||||||||
| To ripen fruit in a closed space [1.7] | |||||||||
| Faire mûrir Fermenter Mettre en latence [1.13] | |||||||||
| Faire mûrir des fruits artificiellement; comploter [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manotrika (kotrika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano] mikotrika [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |
|