|
|
|
|

Teny iditra manova (ova)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra
Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand
Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [1.1]
 To change [1.7]
 Changer, modifier [1.8]
Ohatra Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manova
Ny lasa : nanova
Ny hoavy : hanova
Filaza mandidy : manovà

Teny iditra manova
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Manampy [1.78]

Teny iditra manova
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taisaka] Manakatona [1.78]

Teny iditra manovà (ova)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manova [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20