|
|
|
|

Teny iditra manozongozona (hozongozona (hozona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery
Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao
Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny [1.1]
 To shake to agitate [1.7]
 Secouer, agiter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manozongozona
Ny lasa : nanozongozona
Ny hoavy : hanozongozona
Filaza mandidy : manozongozòna

Teny iditra manozongozòna (hozongozona (hozona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozongozona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20