|
|
|
|

Teny iditra manta
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza zavatra tsy nandrahoina, tsy masaka: Misy, hono, olona mihinan-kena monta
Mbola maitso, tsy matoy: Tsy fioty ny voankazo raha manta [1.1]
 Uncooked; unripe [1.7]
 Cru, pas mûr [1.8]
 (toute l'île) cru, mais pour les fruits : immature, pas encore mûr. Exemple : « Mbola manta ny paiso » (Malzac) : les pêches ne sont pas encore mûres. Se dit aussi pour les grains de riz, etc. [1.196]
Ohatra ny menaky ny ainy, ny vady tiany, ny mpiara-monina fizana ny manta sy ny masaka. [2.470]
Sampanteny 

Teny iditra manta
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Nom d'une plante dont on compare les fruits à de petites bananes immatures : Aerangis citrata (Thouars) Schltr. (Orchidaceae). Les fleurs, fraîches ou sèches, sont employées en infusions très parfumées. Riches en coumarines. Cette boisson passe pour améliorer l'état des hypertendus. On l'administre surtout aux hommes après la cinquantaine. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Aerangis citrata

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14