| Teny iditra | mantamanta (manta) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy dia tena manta Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1] | ||
| Ohatra | Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|