|
|
|
|

Teny iditra marary ovana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny marary, ovana
 Valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na eritreritra na tebiteby; tsy matanjaka, mitsingoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16