|
|
|
|

Teny iditra marary (rary)
Sokajin-teny mpamaritra
 Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
Mijaly: Marary ny foko
Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1]
 Ill [1.7]
 Malade [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Ireo no mitsabo ny marary na maratra [2.472]
2Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470]
3marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato [2.131]
4Narary izy (Il était malade) [1.20]
5Mody narary ka nampiantso mpisikidy [1.508]
6mety halemy be ilay olona ary harary [2.424]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : marary
Ny lasa : narary
Ny hoavy : harary
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29