|
|
|
|

Teny iditra mareforefo (reforefo (refo))
Sokajin-teny mpamaritra
 Mora vaky izaitsizy [1.1]
Ohatra Alo-tovovavy mareforefo toy ny volotra tsofin' ny rivotra no hany tazako vetivety, dia maso roa mibaliaka sady namirapiratra nahitako fahi-tana mahagaga. [2.5]

Teny iditra mareforefo
Sokajin-teny anarana
 Karazan' ahitra [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20