|
|
|
|

Teny iditra marimarina (marina (arina))
Sokajin-teny mpamaritra
 Uni, vrai [1.3]
Ohatra Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [2.529]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : marimarina
Ny lasa : narimarina
Ny hoavy : harimarina

Teny iditra marimarina (marina (arina))
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Vraiment, en vérité [1.3]
Ohatra 
1Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [2.529]
2Lavinay marimarina izany, ry Neny Manga, ka aza tsiny. [2.499]
3Matokia marimarina fa havana tokoa aho ary sakaiza tokoa. [2.366]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : marimarina
Ny lasa : narimarina
Ny hoavy : harimarina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23