| Teny iditra | marimaritra (maritra) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e! Afa-dranom-panala, mangorovitsika Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra [1.1] | ||
| Tovy hevitra | maritra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|