| Teny iditra | maritra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e! Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1] | ||
| Ohatra | Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra.
[2.424] | |
| Tovy hevitra | marimaritra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |
|