| Teny iditra | marirana (rirana) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1] | ||
| Ohatra | Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana.
[2.346] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | marirana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Paullinia pinnata | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|