| Teny iditra | rirana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zorony mivohitra:
Voan' ny riran-databatra ny takibako Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1] | ||
| An edge, a cutting edge [1.7] | ||
| Le tranchant; cf. horirana [1.8] | ||
| Ohatra | Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona.
[2.857] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|